Monthly Archives: août 2017

GRANDE BRADERIE DE MADAGASCAR: De l’embarras de choix de fournitures scolaires.

GRANDE BRADERIE DE MADAGASCAR: De l’embarras de choix de fournitures scolaires.

A l’occasion de la  Grande Braderie de Madagascar,   les parents ont de l’embarras  de choix d’acheter les  fournitures scolaires  nécessaires pour la  prochaine  année scolaire.  Tout le prix du cahier,  du stylo, de  la règle, du cartable  est réduit au  moins 15 %,  par rapport au prix normal.

suite...

JEUNES VOLONTAIRES MADAGASCAR: Manohana ny ray aman-dreny amin’ny fampidirana ny mpianatra.

JEUNES VOLONTAIRES MADAGASCAR: Manohana ny ray aman-dreny amin’ny fampidirana ny mpianatra.

Nandritra ny fitsidiham-paritra nataon’ny fikambanana Jeunes Volontaires Madagascar, ankizy 110   avy ao amin’ny EPP Mahavelona, Sainte Marie no  nahazo fitaovam-pianarana toy ny cahier, stylo, crayon, gomme.  “Nomena tombony manokana ireo mpianatra vao afaka fanadinana CEPE farany teo ho fankasitrahana ny ezaka nataon’izy ireo”, hoy ny Filohan’ny fikambanana, Alexandre RAKOTOSON.

suite...

ECONOMIE BLEUE ET VISION MINIERE : Le vecteur potentiel d’une croissance durable et inclusive à Madagascar.

ECONOMIE BLEUE ET VISION MINIERE : Le vecteur potentiel d’une croissance durable et inclusive à Madagascar.

Madagascar bénéficie d’un potentiel immense en termes de capital naturel notamment la ressource minière. Ce secteur a connu au  cours de la dernière décennie une croissance exceptionnelle, atteignant 3,5% du PIB en 2016 contre moins 0,5 % en 2007. De surcroit, les produits miniers tels que le nickel et le chrome représentent désormais plus d’un(…)

suite...

MINISTERAN’NY FITSARANA: Laharam-pamehana ny fanafainganana ny raharaham-pitsarana.

MINISTERAN’NY FITSARANA: Laharam-pamehana ny fanafainganana ny raharaham-pitsarana.

Vita tamin’ny 03 ora tolakandro, teny amin’ny Ministeran’ny Fitsarana Faravohitra ny famindram-pahefana teo amin’ny Ministra teo aloha Charles ANDRIAMISEZA  sy Ramatoa  Elise  Alexandrine RASOLO, Ministra vaovao.  Efa vonona  ny hanohy ny asa nataon’ny teo aloha  ity farany  ka anisany lahara-pamehana amin’izany ny fanamafisana ny ady amin’ny kolikoly, ny famerenana ny hasin’ny fitsarana fa indrindra ny(…)

suite...

ALLIANCE POUR LE DEVELOPPEMENT DURABLE: Mamolavola tanora hiasa mahaleo tena.

ALLIANCE POUR LE DEVELOPPEMENT DURABLE: Mamolavola tanora hiasa mahaleo tena.

Mijoro hanampy ny tanora eny amin’ny tontolo ambanivohitra no antom-pisian’ny  fiarahamonim-pirenena « Alliance pour le Développement Durable » na A2D. Efa herintaona no nisiany ka tanora 200 mahery no efa nisitraka fampiofanana arak’asa teo amin’ny sehatry ny asa tanana, fambolena, fiompiana.

suite...

MISS JEUNESSE MADAGASCAR: Trois années de son étude supérieure seront prises en charge.

MISS JEUNESSE MADAGASCAR: Trois années de son étude supérieure seront prises en charge.

Les  trois  années d’études  supérieures de la  Miss Jeunesse Madagascar, Daniela  Fandresena RAZAFIMAHALEO seront prises en charge par la Télévision Kolo. De l’autre côté, le comité de la Miss Jeunesse World  assurera  son voyage en France pour assister à la sélection de la Miss Jeunesse France en 2018.

suite...

FITADIAVANA NY MPANAO RATSY:  Sakana tsy ahitana azy ny fanovana  ny  laharana IMEI.

FITADIAVANA NY MPANAO RATSY: Sakana tsy ahitana azy ny fanovana ny laharana IMEI.

Ny laharana IMEI na International Mobile Equipement Identity no ahafahan’ny polisim-pirenena misahana ny ady heloka bevava mikaroka ireo olona mampiasa finday nangalarina na ny toerana misy ireo  mpaka an-keriny  amin’ny alalan’ny finday nampiasain’izy ireo. Tao anatin’ny efa-bolana anefa, nahatsapa ny mpitandro filaminana fa nihasarotra ny fikarohana ireo jiolahy tamin’ny alalan’ny fanaraha-maso ny antso nataon’izy ireo,(…)

suite...

Cheap Webcam Sex
Show Buttons
Hide Buttons
error: Content is protected !!