Daily Archives: 1 septembre 2017

ISPM :Mirona any amin’ny fivoaran’ny teknolojia ny mpianatra.

ISPM :Mirona any amin’ny fivoaran’ny teknolojia ny mpianatra.

Mandray anjara amin’ny Salon de la rentrée universitaire, eny amin’ny Village Voara Andohatapenaka ny Institut Supérieur de Polytechnique de Madagascar (ISPM). Hatramin’ny fanombohan’ny hetsika omaly, 31 aogositra 2017, mahaliana ireo mpianatra vao afaka fanadinana bakalorea ny lalam-piofanana momba ny teknolojia toy ny serasera, ny fifandraisan-davitra… VIDEO

suite...

SALON DE LA RENTRÉE UNIVERSITAIRE : Hifarana androany ny hetsika.

SALON DE LA RENTRÉE UNIVERSITAIRE : Hifarana androany ny hetsika.

Nanomboka omaly ny  Salon de la rentrée universitaire, andiany  2107. Mbola manana fotoana anefa ireo mpianatra vao afaka bakalorea hitady ny oniversite mifanaraka amin’ny lalam-piofanana tian’izy ireo ho rantovina.  Oniversite maro no mampahafantatra ny karazana lalam-piofanana misy  ao amin’izy ireo eny amin’ny Village Voara Andohatapenaka. Manodidina ny dimam-polo ny trano heva hita eny an-toerana

suite...

Cheap Webcam Sex
Show Buttons
Hide Buttons
error: Content is protected !!