Daily Archives: 3 septembre 2017

MINISTERAN’NY RAHARAHAM-BAHINY: Nohamafisina ny fiarahamiasa amin’ny sinoa sy ny japoney.

MINISTERAN’NY RAHARAHAM-BAHINY: Nohamafisina ny fiarahamiasa amin’ny sinoa sy ny japoney.

Mpiara-miombona antoka  lehibe miara-miasa amin’ny firenena Malagasy i Chine sy Japon. Ho an’ny firenena sinoa, efa 45 taona ny fiaraha-miasa ara-diplomatika tamin’i Madagasikara. Ho fanamafisana izany, nanatanteraka fitsidihana ara-pomba fanajana an’Andriamatoa Ministry ny raharaham-bahiny, Henry RABARY –NJAKA ny Ambasadaoron’ny Chine,  miasa eto an-toerana ny alarobia 31 aogositra 2017.

suite...

Cheap Webcam Sex
Show Buttons
Hide Buttons
error: Content is protected !!