ADY TANY: Ny mpiray monina amin’ireo fianakaviana ihany no namadika azy ireo.

Raharaha mbola mandeha eny amin’ny tribonaly, efa misoratra ara-dalana sahady, amin’ny mpiara-mipetraka amin’ireo tokantrano dimy, ny tany eny amin’ny fokontany 3L, Soanierana. Ireto fianakaviana nanamainty molaly nandritra ny efa-polo taona indray no voaraoka. Androany 04 septambra 2017, tamin’ny dimy ora maraina, mpitandro filaminana maro niaraka tamin’ny “huissier” no nanao antsojay an’izy ireo fa tsy maintsy(…)

suite...