TRIBONALY HO AN’NY ZAZA TSY AMPY TAONA: Valin’ny fanakianana

Foto-drafitrasa roa no notokanana teny amin’ny lapan’ny fitsarana Anosy ny 9 novambra 2018. Anisany  fanakianana azon’ny fitsarana matetika  ny tsy fahampian’ny foto-drafitrasa.

suite...