Monthly Archives: janvier 2019

FIRENENA TSARA INDRINDRA AZO TSIDIHANA: Laharana faha-enina i Madagasikara

FIRENENA TSARA INDRINDRA AZO TSIDIHANA: Laharana faha-enina i Madagasikara

Tafiditra ao anatin’ireo firenena folo tsara indrindra i Madagasikara. Nosokajian’ny gazety boky  momba ny toe-karena, malaza indrindra any Amerika “Forbes”  ho eo amin’ny laharana faha-enina azo tsidihana ny firenentsika amin’ity taona 2019 ity. Noho ny fananantsika zava-boahary maro isan-karazany fa indrindra tsy fahita raha tsy eto amintsika no naharesy lahatra ny gazety boky Forbes nanasokajy(…)

suite...

PASITERA HERITIANA RANDRIARIMALALA: Ho tafarina ny firenena manomboka eto

PASITERA HERITIANA RANDRIARIMALALA: Ho tafarina ny firenena manomboka eto

“Tsy ny fivavahana no mahatonga ny firenena mitotongana fa ny fahotan’olombelona”, hoy i pasitera Heritiana Randriarimalala, filoha mpanorina ny fiangonana Vahao ny oloko. Mampatsiahy ny rehetra izy fa ny zava-mahadomelina, ny fijangajangana, ny kolikoly… no mampitotongana ny firenena. Video

suite...

Show Buttons
Hide Buttons
error: Content is protected !!