ACTUALITE

“CASTING BRAND AMBASSADOR”: Misokatra ho an’ireo liana momba filatroana

“CASTING BRAND AMBASSADOR”: Misokatra ho an’ireo liana momba filatroana

Mitohy ny fitetezam-paritra ataon’ny ekipan’ny Madagascar fashion Week Océan Indien (MFWOI) amin’ny fifantenana ny “brand ambassador”, hitondra avo ny talenta hananan’ireo mpamorona, ny mpisehatra ao anatin’ny asa famoronana sy asa-tanana eto Madagasikara izay handray anjara amin’ny hetsika Fashion Week atao any Paris, renivohitr’i Lafrantsa.

suite...

VATOSOA 30 TAONINA TRATRA: Ho amidy hanamafisana ny ady amin’ny tsy fanarahan-dalàna

VATOSOA 30 TAONINA TRATRA: Ho amidy hanamafisana ny ady amin’ny tsy fanarahan-dalàna

Tonga nizaha ireo vatosoa 675 gony milanja 30 taonina latsaka kely avy any Ambatofinandrahana nentina fiara lehibe roa indray no tra-tehaka tao Ivato Afovoany Ambositra ny herinandro lasa teo ny minisitry ny harena ankibon’ny tany sy ny loharanonkarena stratejika Fidiniavo Ravokatra sy ny mpiara-miasa aminy ny farany herinandro teo.

suite...

Show Buttons
Hide Buttons
error: Content is protected !!