BLACK NADIA: Mirakitra hira valo ny  album vaovao “reveko seul”.

BLACK NADIA: Mirakitra hira valo ny album vaovao “reveko seul”.

Nivoaka ny sabotsy 02 desambra 2017 ny album vaovao an’ny tarika Black Nadia. “Reveko seul” ny lohatenin’ity album ity. “Misy natao teto Madagasikara, tany Chine, tany Maurice ary La Réunion ny  fanodinana ny raki-tsary.

Ahitana hira valo

Mirakitra hira  valo vaovao be ity “album” ity. “Niara-niasa tamin’ny fanodinana izany i Sylvanno RATSIMANDRESY na i Tovo makis.  Nanohana betsaka  tamin’ny  fanatontosana  ny “album”  ihany koa ny société Agk ao Maurice.

Araka ny fanazavan’ny mpanakanto Black Nadia, mampiavaka ny album ny fisian’ny clip mitondra ny lohateny hoe “tiako fa tsy iadanako izay” niarahana tamin’ny mpanakanto vehivavy hafa  toa an’ i Bodo,  Meizah, Vaiavy Chila, Sandra

Valo volana teo no  nanomanana album “reveko seul”.

Laisser un commentaire

Show Buttons
Hide Buttons
error: Content is protected !!
%d blogueurs aiment cette page :