CROIX ROUGE MALAGASY: Trano fonenana sy toerana azo antoka iatrehana ny loza voajanahary.

CROIX ROUGE MALAGASY: Trano fonenana sy toerana azo antoka iatrehana ny loza voajanahary.

Ny fanomezana andraikitra feno ny vahoaka no manoloana ny voka-dratsy ateraky ny loza voajanahary no tanjon’ny atrik’asa notanterahan’ny Croix Rouge Malagasy niaraka tamin’ireo mpiantsehatra misahana ny fiatrehana  fiantraikan’ny loza voajanahary.

Nandritra telo andro, ny fananana  trano fonenana sy toerana azo antoka ho an’ireo  faritra mora handarain’ny voka-dratsin’ny loza no nodinihina. “Fifampizarana traikefa  ho fanatanterahana ny tetikasa PASSA ny atrika asa fiofanana notontosaina ny 05 ka hatramin’ny 07 septambra 2017”.

Ho politika hanampiana ny fiarahamonina ny hevitra nivoaka nandritra ity atrik’asa ity.

Laisser un commentaire

Show Buttons
Hide Buttons
error: Content is protected !!
%d blogueurs aiment cette page :