About Lynda ANDRIATSITONTA

http://www.jmada.com

Messages par Lynda ANDRIATSITONTA:

FIKAMBANANA ANK’IZY: Nizaha  maimaim-poana ny toe-pahasalamana

FIKAMBANANA ANK’IZY: Nizaha maimaim-poana ny toe-pahasalamana

Ankizy nirenireny teny an-dalam-be miisa 300 izay beazina ao amin’ny akany Tsiry an’ny ONG Manda nandalo fizahana ara-pahasalamana. Mizara telo ny sokajy misy ireo ankizy ireo ao amin’ny  Akany Tsiry dia ny “préscolaire”, ny mianatra mamaky teny sy manoratra ary ny mianatr’asa. Dokotera roa vavy avy amin’ny fikambanana “Ank’izy” no nanolo-tena hizaha ny fahasalaman’izy ireo(…)

suite...

Show Buttons
Hide Buttons
error: Content is protected !!