Art

MAKI PRODUCTION: Horonan-tsary “Benja kely 2 Zioga, eto Antananarivo no ahita voalohany.

MAKI PRODUCTION: Horonan-tsary “Benja kely 2 Zioga, eto Antananarivo no ahita voalohany.

Valo volana no nanodinan’ny trano mpamokatra Maki Production ny horonan-tsary “Benja kely 2 Zioga”. Ao amin’ny efitrano malalaka  RITZ sy REX Analakely no hampisehoana izany voalohany mialoha ny fitetezam-paritra.  Anio 5 jona 2017, andro fety io satria alatsinain’ny pentekosta dia afaka hijery ny tohiny i Benja kely andiany voalohany ireo mpankafy sarimihetsika Malagasy.

suite...

HAZAKAZAKA POSIPOSY: Fifaninana natokana ho an’ireo mpitari-posy taritin-tanana.

HAZAKAZAKA POSIPOSY: Fifaninana natokana ho an’ireo mpitari-posy taritin-tanana.

Misokatra ho an’ireo mpitari-posy entin-tanana ny fisoratana anarana ho an’ny fifaninanana  “hazakazaka posiposy mampiray tour 2017”. Ireo miasa sy mivelona amin’ity sehatry iray ity ao Ambatolampy, Antsirabe ary Ambositra no tena voakasiky ny lalao ka nanomboka androany 20 ka hatramin’ny 30 martsa ny fisoratana anarana ho an’Ambatolampy, ny 03 aprily ka hatramin’ny 27 aprily kosa(…)

suite...

DES LEMURIENS AU PAYS DES CIGOGNES: Une foire organisée à Strasbourg.

DES LEMURIENS AU PAYS DES CIGOGNES: Une foire organisée à Strasbourg.

Unique en son genre,  la foire « …des lémuriens au pays des cigognes » est un évènement dans une grande ville Européenne notamment à la Place Dauphine Strasbourg. Elle permet de mettre en valeur les multiples dimensions de la relation bilatérale entre Madagascar et France.

suite...

HAVOZOMI: Mpikabary 4000 no navoakan’ny fikambanana.

HAVOZOMI: Mpikabary 4000 no navoakan’ny fikambanana.

“Hitaona  sy hampianatra ny Malagasy hitia kolotsainy”. Io no tarigetra napetrakin’ny fikambanana HAVOZOMI. 15 oktobra 2006 – 15 oktobra 2016, feno folo taona ankehitriny ny fikambanana. Nivoy hatrany ny teny filamatra: “Izay mahafehy teny, mahafehy tena”, ity farany ka tamin’ny alalan’ny fampianarana ny kabary  sy  fandalinana ny tantara sy fomba ary ny kolotsaina Malagasy  no(…)

suite...

Cheap Webcam Sex
error: Content is protected !!