Artistique

KOPIKOLE ET DECOUVERTE MADAGASCAR: Kopikolé Tahiry et Tsilira  tiennent la place des  lauréats.

KOPIKOLE ET DECOUVERTE MADAGASCAR: Kopikolé Tahiry et Tsilira tiennent la place des lauréats.

La candidate d’Antananarivo a gagné le lauréat du Kopikolé 2017.  Le  père de famille originaire du Toliara nommé Tsilira a eu la meilleure note  du jury et le plus grand nombre de vote pour la catégorie découverte Madagascar 2017. Ainsi,  British School of Madagascar a  récompensé le Kopikolé Tahiry  un voyage et séjour à  Budapest,(…)

suite...

BLACK NADIA: Nanafana ny faha-25  taonan’ny orinasa AGK ao Comores.

BLACK NADIA: Nanafana ny faha-25 taonan’ny orinasa AGK ao Comores.

Nitety ireo Nosy manodidina ny ranomasimbe Indiana ny tarika Black Nadia. Ambasadaoro ofisialy ny orinasa AGK ao Comores mampifandray an’i  Madagasikara ity mpanakanto Malagasy ity noho ny fiarahamiasan’izy ireo. Nandritra ny fivahinianany ny tarika tao Moroni Comores ny 14 sy 15 oktobra 2017, nanatanteraka fampisehoana tao amin’ny kianjan’ny AJAO i Black Nadia. Tafiditra indrindra tao(…)

suite...

OMACI: Mizotra mankany amin’ny fampiharana ny politika nasionaly.

OMACI: Mizotra mankany amin’ny fampiharana ny politika nasionaly.

Miroso amin’ny fampiharana ny politika nasionaly ny ofisy Malagasy momba ny sarimihetsika (OMACI). Hiara-hisalahy amin’ny fitadiavana ny fomba hanatsarana ny lafiny fanoratana tantara, fampiroboroboana ny « jeux video », ny sary ary  ny famokarana  horonantsary miaraka amin’ny OMACI ireo komity vaovao lany nandritra ny fivoriana  fanaon’ny  ofisy isaky ny  roa volana.

suite...

MADAGASCAR FASHION WEEK: La valeur culturelle à travers la mode.

MADAGASCAR FASHION WEEK: La valeur culturelle à travers la mode.

En hommage au représentant de Madagascar Fashion Week en France, la prochaine édition de Madagascar Fashion Week Océan Indien aura lieu le 28 jusqu’au 30 décembre  2017. Les amateurs, les créateurs de mode seront invités  à en participer à la collection   printemps et été 2018. « L’inscription  sera fermée  le 09 octobre 2017 », martèle  le(…)

suite...

OMACI: Hitondra ainga vao ho an’ny sarimihetsika Malagasy ny fiarahamiasa amin’ny Sinus media.

OMACI: Hitondra ainga vao ho an’ny sarimihetsika Malagasy ny fiarahamiasa amin’ny Sinus media.

Laharam-pamehana ho an’ny ofisy misahana ny sarimihetsika Malagasy (OMACI) ny fampiroboroboana ny sehatry ny famokarana horonan-tsary. Eo ihany koa ny fanamafisana ny fahaiza-manaon’ny trano mpamokatra sy ireo mpilalao. Mifanaraka amin’izany vina izany ny tanjon’ny trano mpamokatra avy any ivelany Sinus ka teraka ny fiarahamiasa eo amin’ny roa tonta.

suite...

MISS JEUNESSE MADAGASCAR: Trois années de son étude supérieure seront prises en charge.

MISS JEUNESSE MADAGASCAR: Trois années de son étude supérieure seront prises en charge.

Les  trois  années d’études  supérieures de la  Miss Jeunesse Madagascar, Daniela  Fandresena RAZAFIMAHALEO seront prises en charge par la Télévision Kolo. De l’autre côté, le comité de la Miss Jeunesse World  assurera  son voyage en France pour assister à la sélection de la Miss Jeunesse France en 2018.

suite...

DES LEMURIENS AU PAYS DES CIGOGNES: Une foire organisée à Strasbourg.

DES LEMURIENS AU PAYS DES CIGOGNES: Une foire organisée à Strasbourg.

Unique en son genre,  la foire « …des lémuriens au pays des cigognes » est un évènement dans une grande ville Européenne notamment à la Place Dauphine Strasbourg. Elle permet de mettre en valeur les multiples dimensions de la relation bilatérale entre Madagascar et France.

suite...

Cheap Webcam Sex
Show Buttons
Hide Buttons
error: Content is protected !!