Histoire

PRATIQUES CULTURELLES : « Il est possible de concilier la mondialisation  et la culture Malagasy »

PRATIQUES CULTURELLES : « Il est possible de concilier la mondialisation et la culture Malagasy »

Deux grands hommes de renom, dont Serge Henri Rodin et Andrimiariseta Andry Solofo, ont intervenu à la conférence sur  le thème « les nouvelles pratiques culturelles de Madagascar, le 17 mai 2018 dans le Hall de l’Alliance Française d’Andavamamba. photo

suite...

VISION MADAGASCAR : « La nation Malagasy est bâtie sur l’honneur »

VISION MADAGASCAR : « La nation Malagasy est bâtie sur l’honneur »

Conscient de la valeur de l’insurrection du 29 mars 1947, le Président  Directeur Général de la société Vision Madagascar (VIMA), Zouzar BOUKA a été présent à la cérémonie de commémoration du 29 mars 1947 à Moramanga. Interview : Zouzar BOUKA « C’est une fierté et honneur d’être ici pour la commémoration 29 mars 1947. C’est important(…)

suite...

MALASO MADAGASCAR II: Vokatra faharoa an’i “Madagascar Island Pictures”.

MALASO MADAGASCAR II: Vokatra faharoa an’i “Madagascar Island Pictures”.

Anisany niaina tamin’ny  fiarahamonina nanjakan’ny asan-dahalo  i Réné Fulgence, Talen’ny famokarana ao amin’ny MIP na Madagascar Island Pictures. Izany indrindra no antony namokarana ny horonantsary Malaso I. Mitantara ny zava-misy iainan’ny olona, ny fombafomba ataon’ireo dahalo mialoha sy mandritra ny fanafihana izy ity. Interview Extrait

suite...

VOHITSIVALA:  Ivon-toeran’ny tantaran’ny foko Antanala.

VOHITSIVALA: Ivon-toeran’ny tantaran’ny foko Antanala.

Nivoaka tamin’ny fomba ofisialy ny sabotsy teo ny boky mandrafitra ny kolotsaina, ny fomban’ny foko Antanala. Hatramin’izay vahiny foana no nanoratra boky momba azy ka betsaka ny tantara tsy mari-pototra. Manoloana izany indrindra no namoahan’ny Zanak’Antanala boky mandrafitra  ny tena kolotsainy sy ireo zava-nisy nanomboka tamin’ny  vanim-potoanan’ny faha-mpanjaka ka hatramin’ny fanjanahantany.  PHOTO

suite...

SOAMANAKASINA: Tsy ho tafavoaka mihitsy i Madagasikara raha…

SOAMANAKASINA: Tsy ho tafavoaka mihitsy i Madagasikara raha…

Mbola sarotra ho an’ny Malagasy ny mampiasa ny teniny na niandohan’ny teny hoe : « Madagasikara » aza tsy fantany raha ny nambaran’ny filohan’ny Fikambanana Soamanakasina , avy amin’i Eva sy Adama « mama sy dada » niandohana miampy « gasy » miampy « ka » ary  « ra » iray no niavian’ny anarana hoe « Madagasikara ». Araka ny fandinihana, teto amintsika noho izany no(…)

suite...

Show Buttons
Hide Buttons
error: Content is protected !!