Traditionnel

DES LEMURIENS AU PAYS DES CIGOGNES: Une foire organisée à Strasbourg.

DES LEMURIENS AU PAYS DES CIGOGNES: Une foire organisée à Strasbourg.

Unique en son genre,  la foire « …des lémuriens au pays des cigognes » est un évènement dans une grande ville Européenne notamment à la Place Dauphine Strasbourg. Elle permet de mettre en valeur les multiples dimensions de la relation bilatérale entre Madagascar et France.

suite...

VAKY SÔVA:  Antso an-kira mampita hafatra mankany  amin’ny fiarahamonina iray .

VAKY SÔVA: Antso an-kira mampita hafatra mankany amin’ny fiarahamonina iray .

Mandray anjara amin’ny ady  atao amin’ny herisetra ihany koa ireo ny mpiangaly ny Vaky  Sôva. Antso an-kira mampita hafatra ho an’ny fiarahamonina iray mankany amin’ny fiarahamonina ity kolontsaina Malagasy ity.  Efa nanomboka ny taona 2009 no namelo-maso azy ny fikambanana TAMBOHO BE ka amin’ny volana Aogositra ho avy izao ny  hetsika Festi Sôva andiany fahadimy.(…)

suite...

VOHITSIVALA:  Ivon-toeran’ny tantaran’ny foko Antanala.

VOHITSIVALA: Ivon-toeran’ny tantaran’ny foko Antanala.

Nivoaka tamin’ny fomba ofisialy ny sabotsy teo ny boky mandrafitra ny kolotsaina, ny fomban’ny foko Antanala. Hatramin’izay vahiny foana no nanoratra boky momba azy ka betsaka ny tantara tsy mari-pototra. Manoloana izany indrindra no namoahan’ny Zanak’Antanala boky mandrafitra  ny tena kolotsainy sy ireo zava-nisy nanomboka tamin’ny  vanim-potoanan’ny faha-mpanjaka ka hatramin’ny fanjanahantany.  PHOTO

suite...

TAOM-BAOVAO MALAGASY:  “Fomba iray entina anehoana ny fitiavana amin’ny ankohonana”.

TAOM-BAOVAO MALAGASY: “Fomba iray entina anehoana ny fitiavana amin’ny ankohonana”.

Manomboka amin’ny 7 ka hatramin’ny 11 Martsa ho avy izao ny fankalazana ny “Taom-baovao Malagasy” izay iraisan’ny fikambanana Fitohasina. Ao amin’ny Tahala Rarihasina sy any Ikianja Ambohimangakely no anamarihana izany. Ao anatin’izany dia hisy vela-tseho, ampisehoana ireo kolontsainan’ny foko samihafa manerana ny Nosy . PHOTO

suite...

Fanabeazana ara-kolontsaina: Hoezahina ampidirana ao anatin’ny fandaharam-pianarana.

Fanabeazana ara-kolontsaina: Hoezahina ampidirana ao anatin’ny fandaharam-pianarana.

Ho ampidirina ao anatin’ny fandaharam-pianarana manomboka any amin’ny kilasy ambany ka hatrany amin’ny kilasy famaranana ny fanabeazana ara-kolontsaina. Nisy ny atrikasa andiany voalohany nokarakarain’ny Minisiteran’ny Kolontsaina sy ny asan-tanana ny 15 sy 16 Oktobra lasa teo mahakasika izany niaraka tamin’ireo mpanabe, mpampianatra eny amin’ny anjerimanontolo, mpahay kolontsaina Malagasy,…Nizara vondrona telo ny mpandray anjara ary samy(…)

suite...

Cheap Webcam Sex
error: Content is protected !!