ELECTION & PROPAGANDE

Harilala Ramanantsoa: Azo harenina tsara ny tanana an’Antananarivo.

Harilala Ramanantsoa: Azo harenina tsara ny tanana an’Antananarivo.

Andro farany amin’ny fampielezan-kevitra, samy nanao izay fara-heriny ny kandida tsirairay tao ny namory vahoaka, nitety tanana,… Ho an’ i Harilala Ramanantsoa, kandida Ben’ny Tanana an’Antananarivo renivohitra, natolotry ny Madavision, laharana faha-02 ao amin’ny bileta tokana, efa hatramin’ny voalohany no tsy nagataka fahazoan-dalana hamory vahoaka ny tenany. Ny laharam-pamehana aminy dia tonga eny am-pelan-tanan’ny mpifidy(…)

suite...

Kandida laharana faha-03, Ampanotokana : Tonga maro ny mponina ao amin’ny fokontany 29.

Kandida laharana faha-03, Ampanotokana : Tonga maro ny mponina ao amin’ny fokontany 29.

Voatetin’ i Tantine  Louisette, kandida HVM, laharana faha-03 ao amin’ny bileta tokana , avokoa  ny fokontany sivy ambin’ny roapolo ao Kaominina Ampanitokana. Kandida  Ben’ny Tanana amin’ny 31 jolay izy ary efa nitondra ny kaominina teo aloha. Betsaka  ny zava-bitany nandritra ny fitantanany  ary  mbola misy ny fanamby tsy tanteraka ka  tokony ho tohizana sy faranana.(…)

suite...

Kandida TIM  laharana faha-03: Nirodorodo ny vahoakan’ Ampitatafika

Kandida TIM laharana faha-03: Nirodorodo ny vahoakan’ Ampitatafika

Nitorajofo  ny  kianja tao Tangaina Ampitatafika androany  tamin’ny famaranana ny fampielazan-kevitra nataon’ ny kandida TIM, Rado Ramparaoelina , laharana faha-03. Ny tarika Lola sy ny mpandihiny no nanafana ny lanonana.  Nandritra ny fampielezan-kevitra, nisy ny tsy fanarahan-dalana nataon’ny kandida sasany, toy ny fametahana afisy eny amin’ny foto-drafitr’ asam-panjakana,… hoy Rado Ramparaoelina. PHOTOS

suite...

Rado Ramparaoelina : Hisy lalam-baovao hampitohy ny RN1

Rado Ramparaoelina : Hisy lalam-baovao hampitohy ny RN1

Nalai-nisaraka tamin’ny kandida TIM, laharana faha-03 eny amin’ny kaominina Ampitatafika Rado Ramparaoelina ny vahoakan’ny fokontany Ambohibary. Nanazava ny endrika fanaratsiana ataon’ny mpifaninana aminy sasany izy.  nolazaina fa namarotra tanim-panjakana tamina mpandraharaha iray izy tamin’ny taona 2008. Nanainga ny vahoaka, indrindra fa izay manana karapanondro rehetra Rado Ramparaoelina hanamarina izany  eny amin’ny birao mikarakara ny fananan-tany.(…)

suite...

Lalatiana Rakotondrazafy: Roso  ny dia, tsy mipody koa .

Lalatiana Rakotondrazafy: Roso ny dia, tsy mipody koa .

Hipoka tanteraka ny kianjan’Antsonjombe tamin’ny fampisehoana nokarakarain’ny fikambanana Freedom tarihin’ i Lalatiana Rakotondrazafy, kandida Ben’ny Tanana an’Antananarivo Renivohitra, laharana faha-09 ao amin’ny bileta tokanan ny alahady teo. Mpanakanto efatra ambin’ny folo , toy i Raboussa, Lianah, Martiora freedom, Ramora favori, Rossy,…no nanafana ny lanonana mandra-paharivan’ny andro. Nanotrona izany ihany koa ny filohan’ny tetezamita teo aloha(…)

suite...

Kandida kaominina Fiombonana sy Ankadimanga:  Tara ny famapandrosoana.

Kandida kaominina Fiombonana sy Ankadimanga: Tara ny famapandrosoana.

Tantsaha avokoa ny ankamaroan’ny mponina ao min’ny kaominina Fiombonana sy Ankadimanga. « Tara anefa ny fampandrosoana ireo kaominina roa ireo noho izy nisaraka tamin’ny kaominina lehibe, Ambohidrapeto. Izany indrindra no antony nilatsahan’i Christian Rakotonaivo na i Dadanaivo ho Ben’ny Tanana an’Ankadimanga sy Gabriel Randriamnantena ho an’ny kaominina Fiombonana. Te handray anjara amin’ny fampandrosoana ny tanana izy(…)

suite...

Show Buttons
Hide Buttons
error: Content is protected !!