Fifidianana Ben’ ny Tanana: Nalaina nifidy ny olona.

Fifidianana nahitana lesoka be indrindra ny fifidianana Ben’ny Tanana farany teo. 20% ny tahan’ ny mpifidy  nanerana ny biraom-pifidianana rehetra. Anisany nampalaina ny olona ny tsy fahatokisana intsony izay mitondra eo.  PHOTOS

suite...