journal mada

Le pouvoir de l’information

ECONOMIE

ANTSIRABE : Le développement des technologies dynamise le secteur agricole.

ANTSIRABE : Le développement des technologies dynamise le secteur agricole.

Antsirabe, un des principaux fournisseurs du pays en produit frais. L’arrivée du réseau 4 G d’Orange dans cette zone industrielle est une véritable opportunité pour les opérateurs économiques. « Le développement des technologies va en effet contribuer à dynamiser l’innovation socioéconomique et le secteur agricole local à travers, entre autres, le m@gri », déclare le Directeur Général(…)

suite...

PIERRES PRÉCIEUSES: Le Ministère facilite la procédure d’exportation.

PIERRES PRÉCIEUSES: Le Ministère facilite la procédure d’exportation.

Les résultats du concours lapidaire, deuxième édition ont été proclamés   le 25  octobre 2017, à Ivato.  Avant ce  concours, les  18 participants ont suivi une formation en  lapidairerie  afin de se  professionnaliser.  La valeur d’une pierre taillée coûte  beaucoup plus  que la gemme brute. WordPress:J'aime chargement…

suite...

MAHAJANGA : La technologie joue un rôle important pour le développement

MAHAJANGA : La technologie joue un rôle important pour le développement

« Dans le contexte de développement, le secteur des Télécommunications doit jouer un rôle majeur, un rôle de catalyseur afin de soutenir les efforts entrepris par le secteur privé, mais aussi par l’Etat » déclare le Ministre des postes, des télécommunications et du développement numérique, André Neypatraiky RAKOTOMAMONJY lors du lancement du réseau 4G d’Orange à Mahajanga.(…)

suite...

SOAVINANDRIANA:  Tantsaha 3000 hisitraka karan-tany.

SOAVINANDRIANA: Tantsaha 3000 hisitraka karan-tany.

Ho ezahina hivoaka amin’ny volana desambra 2017 ny karan-tany miisa 3000 ho an’ny mponina eto Soavinandriana, faritra Itasy.  Amin’ny alalan’ny  Birao  Ifotony ny Fananan-tany  (BIF) no hanomezan’ny kaominina izany.   WordPress:J'aime chargement…

suite...

POLITIQUE

CENI:  Tsy misakana  ny  fikarakarana ny fifidianana  ny fitsapan-kevi-bahoaka.

CENI: Tsy misakana ny fikarakarana ny fifidianana ny fitsapan-kevi-bahoaka.

Ho fametrahana ny fifidianana filoham-pirenena amin’ny taona 2018, ao anatin’ny fahatoniana niroso tamin’ny fanatsarana ny lisi-pifidianana, ny fanamafisana ny tomponandraikitra ao aminy  sy ireo mpiantsehatra manodidina ny fifidianana ny CENI. Nambaran’ny Filohan’ny CENI, Hery RAKOTOMANANA fa efa mandeha araka ny tokony ho izy ny  fikarakarana ny zotra-pifidianana. WordPress:J'aime chargement…

suite...

FORCES DE CHANGEMENT: “Tsy maintsy tanteraka famoriam-bahoaka rahampitso”.

FORCES DE CHANGEMENT: “Tsy maintsy tanteraka famoriam-bahoaka rahampitso”.

Tsy hihemotra ny vovonana Forces de Changement amin’ny fanatanterahana ny famoriam-bahoaka rahampitso 22 Aogositra 2017. Mbola tsy namaly an-tsoratra ny fangatahana fahazoan-dalana ny eo anivon’ny Prefektiora hatramin’izao.”Miandry ny valin-tenin’i  Prefet izahay na eny na tsia. Raha tsy manaiky ny hetsika izay ataonay izy dia tsy maintsy mamaly izany an-taratasy », hoy ny mpitondra tenin’ny vovonana, Maharavo(…)

suite...

FORCES DE CHANGEMENT: “Namany manome alalana ny fahanginan’i Prefet”.

FORCES DE CHANGEMENT: “Namany manome alalana ny fahanginan’i Prefet”.

“Matoa tsy mbola mamaly an-taratasy ny fangatahana hanao hetsi-bahoaka ao amin’ny kianjan’i Mahamasina ny eo  anivon’ny prefektiora an’Antananarivo Renivohitra, namany manome alalana ny Forces de Changement hanao izany”, hoy i Maharavo RATOLONJANAHARY, Mpitondra tenin’ny vovonana. Nambarany nandritra ny fihaonana tamin’ny mpanao gazety fa tokony an-tsoratra no hamalian’ny Prefet ny taratasy fangatahana fahazoan-dalana fa tsy am-bava.(…)

suite...

FILAN-KEVITRY NY FAMPIHAVANANA MALAGASY: Kandida 220 voafantina  hiatrika ny dingana fahatelo.

FILAN-KEVITRY NY FAMPIHAVANANA MALAGASY: Kandida 220 voafantina hiatrika ny dingana fahatelo.

 Dingana telo no nifantenana ireo kandida hirotsaka ho mpikambana, handrafitra ny Filan-kevitry Fampihavanana Malagasy (CFM).  Ankoatra ny fijerena ny fahafenoan’ny an-tontan-taratasim-pilatsahana sy ny famakafakana mivantana ny  maha izy azy ny kandida hiavahany amin’ny hafa, ny “entretien public” no dingana fahatelo hanivanana azy ireo. WordPress:J'aime chargement…

suite...

SOCIAL

FAHASALAMAM-BAHOAKA:  Misoroka ny aretina avy amin’ny sakafo ny fanarahana ny fenitra.

FAHASALAMAM-BAHOAKA: Misoroka ny aretina avy amin’ny sakafo ny fanarahana ny fenitra.

 Ho tanterahina  amin’ny  zoma 17 sy sabotsy  18 novambra 2017 eny amin’ny Lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina  ny  fanamarihana ny fankalazana  ny androm-pirenena ho an’ny fampiroboroboana ny  antoka ara-pahasalamana sy ny kalitaon’ny sakafo.  Hampahafantatra ny vahoaka ny lalana, ny fitsipika, ny fomba amam-panao manomboka eo amin’ny  famokarana, ny fitaterana, ny fitehirizana, ny famarotana ary(…)

suite...

VOLAVOLAN-DALANA: Manome vahana ny fiarovana ny mpiasan’ny fananan-tany.

VOLAVOLAN-DALANA: Manome vahana ny fiarovana ny mpiasan’ny fananan-tany.

 Efa lany teo anivon’ny vaomiera misahana fananan-tany  eny amin’ny  Antenimieram-pirenena ny  volavolan-dalana momba ny fananan-tany. Aroso ho laniana  eny Tsimbazaza mandritra ny fivoriana ara-potoanan’ireo  Solombavambahoaka  kosa io  lalana mifehy ny fananan-tany  io  ny 07 novambra 2017 raha tsy misy ny fiovana. Nambaran’ny  fiarahamonim-pirenena ROHY,   Sehatra Iombonan’ny  Fananan-tany (SIF) sy ny maro hafa fa manome fahefana(…)

suite...

SOAVINANDRIANA:  Tantsaha 3000 hisitraka karan-tany.

SOAVINANDRIANA: Tantsaha 3000 hisitraka karan-tany.

Ho ezahina hivoaka amin’ny volana desambra 2017 ny karan-tany miisa 3000 ho an’ny mponina eto Soavinandriana, faritra Itasy.  Amin’ny alalan’ny  Birao  Ifotony ny Fananan-tany  (BIF) no hanomezan’ny kaominina izany.   WordPress:J'aime chargement…

suite...

POESAM 2017 : Trois projets représentent Madagascar au concours International.

POESAM 2017 : Trois projets représentent Madagascar au concours International.

Dans le  cadre  du  Prix Orange de l’Entrepreneur Social Afrique et Moyen-Orient (POESAM), édition 2017,  trois projets Malagasy  sont  élus par Orange Madagascar. Parmi les porteurs de 10 projets présélectionnés, les  projets  Manzer-Partazer, Majika, Betaksys System Madagascar   représentent  le pays Malagasy   au concours international qui a débuté le 25 septembre dernier. « Ces trois  meilleurs projets(…)

suite...

CULTURE

BLACK NADIA: Nanafana ny faha-25  taonan’ny orinasa AGK ao Comores.

BLACK NADIA: Nanafana ny faha-25 taonan’ny orinasa AGK ao Comores.

Nitety ireo Nosy manodidina ny ranomasimbe Indiana ny tarika Black Nadia. Ambasadaoro ofisialy ny orinasa AGK ao Comores mampifandray an’i  Madagasikara ity mpanakanto Malagasy ity noho ny fiarahamiasan’izy ireo. Nandritra ny fivahinianany ny tarika tao Moroni Comores ny 14 sy 15 oktobra 2017, nanatanteraka fampisehoana tao amin’ny kianjan’ny AJAO i Black Nadia. Tafiditra indrindra tao(…)

suite...

OMACI: Hitondra ainga vao ho an’ny sarimihetsika Malagasy ny fiarahamiasa amin’ny Sinus media.

OMACI: Hitondra ainga vao ho an’ny sarimihetsika Malagasy ny fiarahamiasa amin’ny Sinus media.

Laharam-pamehana ho an’ny ofisy misahana ny sarimihetsika Malagasy (OMACI) ny fampiroboroboana ny sehatry ny famokarana horonan-tsary. Eo ihany koa ny fanamafisana ny fahaiza-manaon’ny trano mpamokatra sy ireo mpilalao. Mifanaraka amin’izany vina izany ny tanjon’ny trano mpamokatra avy any ivelany Sinus ka teraka ny fiarahamiasa eo amin’ny roa tonta. WordPress:J'aime chargement…

suite...

SPORT

MARATHON INTERNATIONAL DE TANA: Une  dizaine de sociétés soutiennent  le MIT.

MARATHON INTERNATIONAL DE TANA: Une dizaine de sociétés soutiennent le MIT.

Afin de mettre en œuvre le bon déroulement du Marathon International de Tana (MIT),  plus dix  sociétés  ont déclaré   leur participation à la 17ème édition. La société  qui a construit  la rocade d’Andohatapenaka nommé CRBC, les brasseries star de Madagascar, le Schneider Electric  figurent parmi la  liste des partenaires et  sponsors   de cet évènement, organisé(…)

suite...

MARATHON INTERNATIONAL DE TANA: Les athlètes Malagasy sont prêts  à décrocher le grand titre.

MARATHON INTERNATIONAL DE TANA: Les athlètes Malagasy sont prêts à décrocher le grand titre.

Plus de 1500 coureurs participeront à l’évènement organise par World Trade Center, Marathon International de Tana (MIT). Les athlètes Malagasy sont prêts à affronter les athlètes étrangers venant des iles vanilles,   de l’Afrique… «A cette édition 2017,  les athlètes locales représentés  par  savoir ANDRIAMPARANY Fenosoa (COSFA), RATIANARISOA Landinirina (COSPN) et RATSARARAY RASAMIMANANA Solomon (ASCU), lors(…)

suite...

MARATHON INTERNATIONAL DE TANA: 20% de la recette des inscriptions sera  versé à l’AKAMASOA.

MARATHON INTERNATIONAL DE TANA: 20% de la recette des inscriptions sera versé à l’AKAMASOA.

Une  course mythique par excellence, d’une distance de 42, 195 km, la XVII ème édition du Marathon International de Tana  (MIT) se tiendra  les  14 et 15 octobre 2017. L’inscription est déjà ouverte  auprès  de la société Vision Madagascar (VIMA) à Ankorondrano,  au  bureau de de l’Ortana Antaninarenina, à  la FMA et en ligne. Outre(…)

suite...

QUALIFICATION CHAN 2018 : Madagascar affrontera Angola  pour concourir  à la phase finale.

QUALIFICATION CHAN 2018 : Madagascar affrontera Angola pour concourir à la phase finale.

 « L’Angola est une belle équipe. Nous devrons continuer à nous concentrer et donner le maximum pour obtenir de bons résultats. Nous comptons les battre, en commençant par le premier match chez nous », Tobisoa Njakanirina, le latéral droit de Madagascar a réagi par rapport au prochain match des Barea. WordPress:J'aime chargement…

suite...

SANTE

HOLAFITRY NY DOKOTERA ANALAMANGA: Miady amin’ny fisolokiana ho dokotera.

HOLAFITRY NY DOKOTERA ANALAMANGA: Miady amin’ny fisolokiana ho dokotera.

Fanaon’ny Holafi-paritry ny Dokotera miasa eto Analamanga ny manao fivoriana isan-taona. Tamin’ity taona ity, ny “ hajan’ny  asan’ny dokotera” no lohahevitra noraisina. Nambaran’ny Filohan’ny holafitra rejionaly ny dokotera Analamanga, Dr Lalaina RAKOTONIAINA fa saro-pady ny asan’ny dokotera. Manoloana ireo olona milaza ho dokotera kanefa tsy nianatra momba izany ka mitsabo olona dia nosokajian’ny holafitra ho(…)

suite...

MEEH: Le défi pour garantir l’accès à l’eau, assainissement et hygiène.

MEEH: Le défi pour garantir l’accès à l’eau, assainissement et hygiène.

D’ici 2030, la population dans le monde aura un accès à  l’eau potable, assainissement et hygiène (EAH),  selon les  ODD (Objectifs de développement Durable). L’atteinte de cet objectif est très loin pour Madagascar parce que ce sont les  24% de la population Malagasy  seulement  qui ont  l’accès à l’eau potable et 6,9%  pour  les latrines(…)

suite...

DR FIDY: Miteraka  aretina ny tsy fanaovana famorana.

DR FIDY: Miteraka aretina ny tsy fanaovana famorana.

Ara-pahasalamana ny famoran-jaza. Anisany miaro amin’ny aretina avy amin’ny firaisana ara-nofo ity fomba amam-panao ity. Nambaran’ny dokotera Fidy fa manangona loto ny tsitsy raha tsy esorina. Hatramin’ny sabotsy 08 jolay 2017, manao didim-poitra ny Clinique Fidy mandritra ny hetsika fizaham-pahasalamana maimaim-poana. WordPress:J'aime chargement…

suite...

Technology

ORANGE-GOOGLE: Un « espace Youtuber  » sera mis en place.

ORANGE-GOOGLE: Un « espace Youtuber » sera mis en place.

Orange Madagascar  et Google ont mis en place  divers  axes d’actions à savoir la campagne éducative qui permettra aux clients de comprendre les bénéfices immédiats et la valeur ajoutée de l’internet mobiles et des outils digitaux. Grâce à ce partenariat, la « communauté Youtubers » est lancée. WordPress:J'aime chargement…

suite...

LE NOUVEL OPÉRATEUR MOBILE: Chez BIP, Facebook gratuit et illimité.

LE NOUVEL OPÉRATEUR MOBILE: Chez BIP, Facebook gratuit et illimité.

 BIP, le nouvel opérateur mobile à Madagascar. « Chez BIP, réveillez-vous  avec le sourire ».  Chaque matin pour tous les utilisateurs,  BIP offre un appel gratuit d’une durée de 39 secondes. Cet appel est valable tous les jours, vers tous les autres opérateurs à Madagascar à condition que les utilisateurs possèdent   500 Ariary, au minimum, de crédit(…)

suite...

SAGE  CRM i7: Le  logiciel pour  la gestion de la relation client.

SAGE CRM i7: Le logiciel pour la gestion de la relation client.

Chaque année, la société Sage  organise  une réunion avec les clients qui distribuent leurs produits.  Pour cette fois -ci,  la rencontre s’est tenue avant-hier à l’Hôtel Ibis Ankorondrano. Il s’agit d’un atelier  pour le lancement des nouveaux produits de Sage notamment  le logiciel Sage 100 CRM i7 destiné pour  la gestion de la relation client.(…)

suite...

News

Laisser un commentaire

Show Buttons
Hide Buttons
error: Content is protected !!
%d blogueurs aiment cette page :