journal mada

Le pouvoir de l’information

ECONOMIE

MPIVAROTRA ASA TANANA POCHARD: “20 taona nanajariana ny tany, tsy hiala izahay”.

MPIVAROTRA ASA TANANA POCHARD: “20 taona nanajariana ny tany, tsy hiala izahay”.

Naneho tsy fahafaliany  ireo mpivarotra asa tanana Malagasy ao amin’ny tsenan’ny  Pochard noho ny fanesorana azy ireo eo amin’ny toerany.  Nikatona tanteraka io tsena io omaly. Mifanindran-dalana amin’izany anefa dia nampiantso ny mpanao gazety ny fikambanan’ny mpivarotra ka ny solombavambahoaka  Michèle RATSIVALAKA sy Naivo RAHOLDINA no niaraka tamin’izy ireo nanazava bebe kokoa ny  tantaran’io tany(…)

suite...

POLITIQUE

SOCIAL

DFP: Fialana nenina  farany ity fampiantsoana ny fitondram-panjakana ity.

DFP: Fialana nenina farany ity fampiantsoana ny fitondram-panjakana ity.

“Ny firosoana amin’ny dingan’ny fifampidinihana eo amin’ny ankolafin-kery rehetra no vahaolana ialana amin’ny  krizy eto Madagasikara”, hoy ny DFP.  Raha tsy tiana ny hisian’ny tranga toy ny tamin’ny taona 80 tany Afrika dia tokony hirosoana haingana dia haingana  ny dinika ho fanavotam-pirenena. WordPress:J'aime chargement…

suite...

CULTURE

SPORT

SANTE

Technology

News

Laisser un commentaire

Show Buttons
Hide Buttons
error: Content is protected !!
%d blogueurs aiment cette page :