journal mada

Le pouvoir de l’information

ECONOMIE

FIER MADA : Fihavanana no mampan-karena ny tantsaha.

FIER MADA : Fihavanana no mampan-karena ny tantsaha.

Tantsaha avokoa ny ankamaroan’ny Malagasy ary ny fambolena sy ny  fiompiana no foto-piveloman’ izy ireo. Hampiroboroboana ny fiharian-karenan’ny tantsaha , mikarakara hetsika foana ny Fier Mada  isan-taona. Hotanterahina ny alarobia 05  ka hatramin’ny Alahady 09  Aogositra 2015 ho avy izao  ao amin’ny Stade annexe Mahamasina ny andiany faha-17. WordPress:J'aime chargement…

suite...

POLITIQUE

SOCIAL

GENDER LINKS: Ny kolotsaina no mbola mametra ny fampiharana ny miralenta.

GENDER LINKS: Ny kolotsaina no mbola mametra ny fampiharana ny miralenta.

Mbola ambany dia ambany ny tahan’ny vehivavy no mpanapa-kevitra. Eto Madagasikara manokana izao, vitsy amin’izy no mitana  izany toerana izany, raha ny ratsa-mangaika  eny anivon’ny governemanta, parlemantera…no jerena. Ny  lehiben’ny faritra  aza  tsy misy vehivavy mihitsy. WordPress:J'aime chargement…

suite...

CULTURE

SPORT

SANTE

Technology

News

Laisser un commentaire

Show Buttons
Hide Buttons
error: Content is protected !!
%d blogueurs aiment cette page :