journal mada

Le pouvoir de l’information

ECONOMIE

Douane : Hohatsaraina ny sehatry ny fifanakalozana ara-barotra.

Douane : Hohatsaraina ny sehatry ny fifanakalozana ara-barotra.

Mifampiankina avokoa ny sampandraharaha rehetra miandraikitra ny famoahana entana ivelan’ny fari-dranomasin’i Madagasikara. Nisy ny atrikasa nokarakarain’ ny sampandraharaha eny anivon’ny Douane niaraka tamin’ny Centre du Commerce International ( CCI) sy ireo sehatra miasa manodidina an’ izany.  Ho fanamafisana ny fametrahana tsara ny fifanarahana nataon’ny governemanta Malagasy momban’ny fanamorana ny fanonandranana entana no vontoatiny ny atrikasa.(…)

suite...

POLITIQUE

SOCIAL

CULTURE

SPORT

SANTE

Technology

News

Laisser un commentaire

Show Buttons
Hide Buttons
error: Content is protected !!
%d blogueurs aiment cette page :