jmada

journal mada

Informer pour Développer

ECONOMIE

KOPERATIVA MADA OMBY: Hiato ny famatsiana omby eto Antananarivo.

KOPERATIVA MADA OMBY: Hiato ny famatsiana omby eto Antananarivo.

Ny 85%-n’ny omby miditra eto amin’ny tsena an’Antananarivo dia ny koperativa Mada Omby no mamatsy izany. Ankehitriny, iharan’ny tsindry hazo lena ny koperativa vokatry ny filazana marina amin’ny haino aman-jery sy ny firesahana izany amin’ny tomponandraikitra ambony. Nandritra ny fifampiresahana tamin’ny Lehiben’ny zandarimaria, nahazo antso narahina fandrahonana ny tomponandraikitry ny koperativa.

suite...

MANDA SA : Vokatra voakajy sy tsara kalitao no atolony ho an’ny mpitsidika ny « vitrine économique Toamasina ».

MANDA SA : Vokatra voakajy sy tsara kalitao no atolony ho an’ny mpitsidika ny « vitrine économique Toamasina ».

Mpiantsehatra  ara-toekarena valopolo miasa manodidina ny faritra Atsinanana sy faritra hafa no mampiaina ny « vitrine économique Toamasina »,  mandritra ny telo andro. Anisan’izany ny orinasa Manda SA. Manakaiky hatrany ny mpanjifa ny orinasa amin’ny alalan’ireo vokatra varotan’ny dia ny sakafo voakarakara avy amin’ny hazandranomasina  na « spécial fruit de mer »   sy ny hazandranomasin’i Madagasikara. « Vokatra voakajy(…)

suite...

POLITIQUE

PST MAILHOL: Mitaky fitoniana ara-politika.

PST MAILHOL: Mitaky fitoniana ara-politika.

“Ho taona hanjakan’ny filaminana ara-politika anie ity taona 2017 ity”, hoy i Pasteur Mailhol.  Nambarany fa efa nisy ny dingana efa vita ka tokony ho tohizana izany ho fampandrosoana ny firenena Malagasy.

suite...

DFP: Tsy ho azo indray ilay 10 miliara dolara…

DFP: Tsy ho azo indray ilay 10 miliara dolara…

Fepetra takian’ny mpamatsy vola sy ny mpampiasa vola ny fampiharana ny demokrasia, ny tany tan-dalana, ny fanajana ny zon’olombelona ary ny fanafoanana ny kolikoly. Ireo no tanteraka dia ho tonga ao amin’ny kitapom-bolam-panjakana ilay mari-bola folo miliara dolara nampanantenain’izy ireo.

suite...

ZAH GASY: “Tokony hanao ny asany ny governemanta”

ZAH GASY: “Tokony hanao ny asany ny governemanta”

Mitaky fahaiza-mitantana ny fahazoana  ilay famatsiam-bola  mitentina 10 miliara dolara. Mihoatra avo roa heny tamin’ny  eritreretina mantsy ny  vola  azon’i Madagasikara taorian’ny fivoriamben’ny mpamatsy vola sy ny mpampiasa vola.

suite...

SOCIAL

RUGBY SCOLAIRE: Orange Madagascar soutient  le premier championnat.

RUGBY SCOLAIRE: Orange Madagascar soutient le premier championnat.

Quatre tournois scolaires pour le premier championnat du rugby scolaire auront lieu à Ambanja le 19 au 20 Mai, Fianarantsoa le 26 au 28 Mai, Toliara le 9 au 11 juin et Antananarivo le 23 juin 2017. Les vainqueurs de ces tournois régionaux seront qualifiés pour la grande finale qui se tiendra le 25 juin(…)

suite...

BEKASY JOHNFRIEND: Hitantanana ny FITEFA mandritra ny telo taona.

BEKASY JOHNFRIEND: Hitantanana ny FITEFA mandritra ny telo taona.

Distrika sivy no mandrafitra ny Fikambanan’ny Teraky ny  Faritany  Antsiranana (FITEFA) monina eto Antananarivo. BEKASY Johnfriend no filoha vaovao mitarika izany. Omaly 01 may 2017 no notolorana tamin’ny fomba ofisialy ny maha filoha sy ireo mpikambana ao anatin’ny birao hitantanana mandritra ny telo taona.

suite...

FARITRA ATSINANANA:   Mamokatra voly  fanondrana.

FARITRA ATSINANANA: Mamokatra voly fanondrana.

Mifantoka amin’ny sosialim-bahoaka indray ny vinan’ny faritra Atsinanana amin’ity taona 2017 ity raha ny fampiroboroboana ny fambolena  kosa tamin’ny taona lasa. Faritra mahavokatra tokoa ny faritra Atsinanana. Nambaran’ny Lehiben’ny Faritra Talata Michel fa betsaka ny vokatra azo  avy amin’ny fambolena ao amin’ny faritra iadidiany no fanondrana.

suite...

CULTURE

CYCLONE TROPICALE ENAWO:Avis de menace pour la province d’Antananarivo.

CYCLONE TROPICALE ENAWO:Avis de menace pour la province d’Antananarivo.

A 15 heures, le Cyclone Tropical Intense ENAWO est positionné dans la commune rurale d’Ampahana District d’Antalaha. Sa force s’est affaiblie à 166 Km/h alternée par des rafales instantanées de 232 Km/h dans le parage. Elle se déplace actuellement en direction d’Ouest très lentement à 05 Km/h.

suite...

MALASO MADAGASCAR II: Vokatra faharoa an’i “Madagascar Island Pictures”.

MALASO MADAGASCAR II: Vokatra faharoa an’i “Madagascar Island Pictures”.

Anisany niaina tamin’ny  fiarahamonina nanjakan’ny asan-dahalo  i Réné Fulgence, Talen’ny famokarana ao amin’ny MIP na Madagascar Island Pictures. Izany indrindra no antony namokarana ny horonantsary Malaso I. Mitantara ny zava-misy iainan’ny olona, ny fombafomba ataon’ireo dahalo mialoha sy mandritra ny fanafihana izy ity.

suite...

SPORT

FEDERATION FOOTBAL MALAGASY: « Il n’en est pas question de procéder à  une élection anticipée ».

FEDERATION FOOTBAL MALAGASY: « Il n’en est pas question de procéder à une élection anticipée ».

La fédération du Football Malagasy a martelé que le poste vacant du Président de la Fédération est remplacé par le  premier Vice-Président, Doda ANDRIAMIASASOA, selon le statut. Ainsi, il n’en est pas question  de procéder à  une élection anticipée. D’après l’Assemblée Générale Ordinaire (AGO) qui s’est tenue hier au centre technique national  à Carion, une session(…)

suite...

SANTE

Technology

News

error: Content is protected !!