jmada

journal mada

Informer pour Développer

ECONOMIE

BEKASY JOHNFRIEND: Hitantanana ny FITEFA mandritra ny telo taona.

BEKASY JOHNFRIEND: Hitantanana ny FITEFA mandritra ny telo taona.

Distrika sivy no mandrafitra ny Fikambanan’ny Teraky ny  Faritany  Antsiranana (FITEFA) monina eto Antananarivo. BEKASY Johnfriend no filoha vaovao mitarika izany. Omaly 01 may 2017 no notolorana tamin’ny fomba ofisialy ny maha filoha sy ireo mpikambana ao anatin’ny birao hitantanana mandritra ny telo taona.

suite...

FARITRA ATSINANANA:   Mamokatra voly  fanondrana.

FARITRA ATSINANANA: Mamokatra voly fanondrana.

Mifantoka amin’ny sosialim-bahoaka indray ny vinan’ny faritra Atsinanana amin’ity taona 2017 ity raha ny fampiroboroboana ny fambolena  kosa tamin’ny taona lasa. Faritra mahavokatra tokoa ny faritra Atsinanana. Nambaran’ny Lehiben’ny Faritra Talata Michel fa betsaka ny vokatra azo  avy amin’ny fambolena ao amin’ny faritra iadidiany no fanondrana.

suite...

POLITIQUE

HARIFANJA RAZAFINDRAKOTO: Nipaka hatrany Beroroha ny fampandrosoana.

HARIFANJA RAZAFINDRAKOTO: Nipaka hatrany Beroroha ny fampandrosoana.

Araka ny tatitry ny Filoham-pirenena sy ny mpikambana ao amin’ny governemanta, nisitraka ny  tetikasa fampandrosoana avokoa ny faritra manerana ny Nosy ny taona 2016. Anisan’izany ny fanomezana rano fisotro madio, famahana ny olan’ny  herinaratra, fanamorana ny famindrana lova, fiadiana amin’ny tsy fandriam-pahalemana…

suite...

TAONA 2017: Mbola ho taonan’ny asa hatrany.

TAONA 2017: Mbola ho taonan’ny asa hatrany.

Ny fandraisana ny fihaonana an-tampony  ny Frankofonia sy ny  COMESA, ny fahazoan’i Madagasikara  ny mari-bola 10 miliara dolara taorian’ny fivoriamben’ny mpamatsy vola sy ny mpampiasa vola, ny fibatan’ny ekipam-pirenena Malagasy  ny tompondaka manerantany ho an’ny lalao tsipy kanetibe…no tena hevi-dehibe nahindrahindran’ireo nifandimby nandray fitenenana teny Iavoloha omaly.

suite...

SOCIAL

SECES: Tandindomina fampiatoana ny fampianarana .

SECES: Tandindomina fampiatoana ny fampianarana .

Tsy manaiky intsony  Sendikan’ny  mampianatra mpikaroka eny amin’ny anjerimanontolo miankina amin’ny fanjakana  (SECES) amin’ny fampanantenana poaka aty ataon’ny fanjakana azy ireo. Efa tomponandraikim-panjakana maro no nifampiresahana fa tsy mbola voavaly ny fangatahan’izy ireo.

suite...

AMABLE ANDRÉ BENJAMIN: Filoha vaovao mitarika ny FIZAMAMI eto Toamasina.

AMABLE ANDRÉ BENJAMIN: Filoha vaovao mitarika ny FIZAMAMI eto Toamasina.

Ho tolorana amin’ny fomba ofisialy ny 13 may 2017 ho avy izao ny birao vaovao hitantana ny FIZAMAMI. Ny Talem-paritry ny Ministeran’ny harena an-kibon’ny tany, AMABLE André Benjamin no filoha vaovao hitarika ny fikambanan’ny Zanak’i Mahajanga Mitambatra. Nambaran’ny Filoha an’ity Fikambanana ity fa mivondrona ao anatin’ny FIZAMAMI Toamasina avokoa ny ireo zanaky ny faritra Mahajanga(…)

suite...

CNTEMAD: Une nouvelle antenne à Brickaville.

CNTEMAD: Une nouvelle antenne à Brickaville.

 Tous les jeunes Malagasy méritent d’avoir un accès à  l’enseignement supérieur. C’est  la  question de lieu où ils vont poursuivre ses études universitaires  figure parmi les causes qui les empêchent d’en continuer. « La plupart  des   bacheliers  habitant dans des  communes rurales n’ont pas le moyen de déplacer à la ville pour continuer  leurs  études à(…)

suite...

CULTURE

OPUS DEI FIDERANA : Un magazine à  vocation cultuelle.

OPUS DEI FIDERANA : Un magazine à vocation cultuelle.

La  famille de média s’augmente aujourd’hui, un nouveau magazine est apparu ce décembre 2016. Parmi les 35 presses écrites,  Opus Dei Fiderana est un magazine cultuel dont  la culture, foi et religion sont les bases de la rédaction.

suite...

SPORT

HAZAKAZAKA POSIPOSY: Fifaninana natokana ho an’ireo mpitari-posy taritin-tanana.

HAZAKAZAKA POSIPOSY: Fifaninana natokana ho an’ireo mpitari-posy taritin-tanana.

Misokatra ho an’ireo mpitari-posy entin-tanana ny fisoratana anarana ho an’ny fifaninanana  “hazakazaka posiposy mampiray tour 2017”. Ireo miasa sy mivelona amin’ity sehatry iray ity ao Ambatolampy, Antsirabe ary Ambositra no tena voakasiky ny lalao ka nanomboka androany 20 ka hatramin’ny 30 martsa ny fisoratana anarana ho an’Ambatolampy, ny 03 aprily ka hatramin’ny 27 aprily kosa(…)

suite...

ZUMBA MARATHON: 6 heures non-stop de zumba avec 30 instructeurs.

ZUMBA MARATHON: 6 heures non-stop de zumba avec 30 instructeurs.

La zumba marathon est évènement inédit organisé par l’équipe de ZUM’MADA. Un rendez-vous à ne pas manquer pour les tous les passionnés le 12 novembre 2016 au Gymnase couvert Ankorondrano de 09 à 15 heures. « Ce nouveau concept à Madagascar consiste   à former une équipe de 2 ou 3 personnes et de se relayer afin(…)

suite...

SANTE

PRIMABABY: Le Baby Shopping aura lieu ce samedi 04 juin 2016.

PRIMABABY: Le Baby Shopping aura lieu ce samedi 04 juin 2016.

La 7ème édition du Baby Shopping se tiendra demain au Tahala Rarihasina Ananlakely. Tous les accessoires pour  bébé seront vendus à petit prix.  L’évènement  est organisé pour  réunir les futures et jeunes mamans dans le but de les orienter  vers  le bon chemin à l’éducation de leurs enfants. « PrimaBaby a pour objectif d’aider les parents(…)

suite...

SE/CNLS: Malagasy 1829 no  mitondra ny tsimoka aretina VIH/SIDA.

SE/CNLS: Malagasy 1829 no mitondra ny tsimoka aretina VIH/SIDA.

Vitsy ny olona no manao fitiliana ny tsimoka aretina VIH/SIDA. Ny tahotra no antony voalohany mahatonga azy tsy  hanatanteraka izany.  Betsaka ihany koa tsy mahafantatra fa mitondra ilay tsimoka aretina ka anisan’ny mampiakatra ny tahan’ny olona voan’ny SIDA izany. Etsy ankilany, tsy mbola mahenika ny tobim-pahasalamana manerana ny Nosy ny fitiliana io aretina azo avy(…)

suite...

Technology

News

error: Content is protected !!