SANTE

FIVAROTANA TRONDRO ENY AN-KALAMANJANA: Maimaim-poana fahazoana alàlana

FIVAROTANA TRONDRO ENY AN-KALAMANJANA: Maimaim-poana fahazoana alàlana

80 % ny mpivarotra trondro eny ambony latabatra na an-kalamanjana mbola tsy manara-dalàna. Nambaran’ny talem-paritry ny harena anaty rano sy ny jono, Tahiana  Rasoamananjara fa mangataka fahazoan-dalana any amin’ny ministeran’ny harena anaty rano sy ny jono na ny foibem-paritra raha hivarotra trondro. Saro-pady ny trondro ka mila fitandremana sy fahaizana mikarakara mba tsy hiteraka fahapoizinana(…)

suite...

Show Buttons
Hide Buttons
error: Content is protected !!