SOCIAL

MEDIATIORA: Fitarainana 177 milaza ny tsy fanjarian’ny asam-panjakana.

MEDIATIORA: Fitarainana 177 milaza ny tsy fanjarian’ny asam-panjakana.

Mpanelanelana ny vahoaka amin’ny asam-panjakana ny mediatioran’ny Repoblika. Mandray ireo fitarainana mampikolay ny vahoaka amin’ny fampiasana  izany  ity sampandraharaha ity. Tamin’ny taona 2016, 177 ny isan’ireo fitarainana voarain’ny mediatiora. Nambaran’ny Monique ANDREAS ESOAVELOMANDROSO, tomponandraikitra voalohany ny mediatiora fa ady tany, ny fahasarotana amin’ny fikarakarana ny antontan-taratasy ilaina amin’ny fandraisana ny fisotroan-dronono ho an’ny mpiasam-panjakana, tsy(…)

suite...

VISION MADAGASCAR : Soutien le projet présidentiel «  numérique pour tous ».

VISION MADAGASCAR : Soutien le projet présidentiel « numérique pour tous ».

Une société renommée dans le domaine de  construction, Vision Madagascar (VIMA)  appuie  a la mise en œuvre  du projet présidentiel  sur  la promotion du numérique à Madagascar. Ainsi, en collaboration avec le Ministère des postes, des télécommunications et  du développement numérique, VIMA sera la société qui construira  l’école dédiée  à la formation   des jeunes  Malagasy (…)

suite...

EPP AMBOHIJAFY TOAMASINA: Nohavaozin’ny JCI  ny tranom-pianarana.

EPP AMBOHIJAFY TOAMASINA: Nohavaozin’ny JCI ny tranom-pianarana.

Vita ny fanavaozana ny fiaraha-miasa niarahana tamin’ny JCI (Jeune chambre International)  sy ny fikambanana ZAZASOA ary ny ministeran’ny fanabeazam-pirenena (MEN). Ezaka fanatsarana ny foto-drafitr’asa ho an’ny ambaratonga fototra, nohavaozin’ny JCI indray ny tranom-pianarana manana efitra  roa, etsy amin’ny EPP Ambohijafy  Toamasina. Nanampy tamin’ny fanatanterahana ny asa ny ZAZASOA. Araka  ny fantatra,  efa nisy ny fanavaozana(…)

suite...

COMMUNE ANOSIZATO ANDREFANA: Vers la numérisation pour faciliter la prise de décision.

COMMUNE ANOSIZATO ANDREFANA: Vers la numérisation pour faciliter la prise de décision.

Grâce aux collaborations avec la plateforme Habaka, GIZ et Orange Madagascar, les bases des données des sept fokontany de la commune d’Anosizato Andrefana seront mises à dispositions. A travers le projet Open fokontany, ses trois entités allient leurs capacités pour accompagner la transformation digitale de la commune. « Toutes les informations collectées  permettront   aux responsables(…)

suite...

ANTILY MPIANJORIA: Ho tombom-panabeazana ho an’ny mpanabe ny lasy “anjoria bevata”.

ANTILY MPIANJORIA: Ho tombom-panabeazana ho an’ny mpanabe ny lasy “anjoria bevata”.

Ho fanatsarana ny fahaizan’ny mpanabe ao amin’ny skoto antilin’i Madagasikara, sampana mpianjoria ny lasy nasionaly  izay  ho tanterahina ny 09 ka hatramin’ny 13 aogositra 2017, any Ambohindralambo, Imeritsiatosika. Mba hananan’ny tomponandraikitra tombom-panabeazana mifanaraka amin’ny filan’ireo ankizy no tanjona amin’ity lasy “Anjoria bevata” ity, araka ny fanazavan’ny filohan’ny  sampana mpianjoria nasionaly, Ramilijaona Jean Luc Edgar (Lemaitso).

suite...

MINISTERE SECURITE PUBLIQUE: Numéro d’urgence 117, disponible partout à  Madagascar.

MINISTERE SECURITE PUBLIQUE: Numéro d’urgence 117, disponible partout à Madagascar.

Auparavant, le numéro d’urgence 117 est réservé uniquement pour la population de la ville d’Antananarivo. Grâce à la collaboration entre le Ministère de la Sécurité Publique et la société Orange Madagascar, tous les districts couverts d’un réseau Orange peuvent appeler   gratuitement ce numéro, en cas d’urgence. Et si au contraire, l’appel est routé vers le(…)

suite...

MEEH: Le défi pour garantir l’accès à l’eau, assainissement et hygiène.

MEEH: Le défi pour garantir l’accès à l’eau, assainissement et hygiène.

D’ici 2030, la population dans le monde aura un accès à  l’eau potable, assainissement et hygiène (EAH),  selon les  ODD (Objectifs de développement Durable). L’atteinte de cet objectif est très loin pour Madagascar parce que ce sont les  24% de la population Malagasy  seulement  qui ont  l’accès à l’eau potable et 6,9%  pour  les latrines(…)

suite...

SOAMAHAMANINA: Naka ny fitaovana aza no nataon’ireo sinoa.

SOAMAHAMANINA: Naka ny fitaovana aza no nataon’ireo sinoa.

Tsy marina velively ny fanambarana nataon’ireo andian’olona fa miverina mametraka ny fitaovana entina hitrandrahana ao Soamahamanina ny orinasa JIUXING MINES. Mifanohitra amin’izany aza no nitranga satria ny volana may sy jona 2017 teo, nahazo fahazoan-dalana naka ny fitaovana saika ampiasaina  avy any amin’ny fokontany sy ny kaominina  ireo sinoa mpitrandraka, araka ny fanazavan’ny Ben’ny Tanana(…)

suite...

error: Content is protected !!