Réligion

SYNODAM-PARITANY ANDREFANA FJKM: Feno 20 taona ny fikambanan’ny diakona sy loholona.

SYNODAM-PARITANY ANDREFANA FJKM: Feno 20 taona ny fikambanan’ny diakona sy loholona.

Feno roapolo taona ny firasain’ny Diakona  sy ny Loholona  ao amin’ny synodam-paritany Andrefana an’ny fiangonana ny FJKM. Ho fanamarihana ny  fankalazana, hotanterahina  eny amin’ny Lapan’ny Kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina ny sabotsy 20 may 2017 ho avy izao ny  fotoam-pivavahana ho fanomezam-boninahitra   an’Andriamanitra.

suite...

PASITERA BENJAMINA: Mitady an’Andriamanitra ihany rehefa …

PASITERA BENJAMINA: Mitady an’Andriamanitra ihany rehefa …

Maro amin’izao fotoana izao no midodododo mitady an’Andriamanitra raha sendra ady sy olana fa indrindra rehefa marary. Ny ankamaroan’ireo sahiram-pivelomana dia efa fahazarana ho azy ireo izany. Noresahan’i  Pasitera Benjamina, ao amin’ny fiangonana FMFOI kosa ny momban’ireo mpanana-karena sy manam-pahaizana. VIDEO

suite...

KOHEN RIVOLALA: Nitety fonja telo nandritra ny enim-bolana sy tapany.

KOHEN RIVOLALA: Nitety fonja telo nandritra ny enim-bolana sy tapany.

Afaka madiodio tamin’ny raharaha ambalavelona i Kohen Rivolala, mpitarika ny fivavahana hebraika Jodaisma. Nandalo fonja telo izy nandritra izay enim-bolana sy tapany izany. Tao amin’ny fonjan’ny Miandrivazo no nigadra voalohany , nafindra tany Fianarantsoa ary tao Toliara, fitsarana ambony  namoaka ny didy famoahana azy. Tsy niandry akory ny tenany fa tonga  dia nanao fanambarana avy(…)

suite...

Cheap Webcam Sex
error: Content is protected !!