Sport

RALLYES : Sitraka et Rado RAKOTOMALALA seront au départ du Rallye Elf Michelin.

RALLYES : Sitraka et Rado RAKOTOMALALA seront au départ du Rallye Elf Michelin.

Absent   durant deux  saisons,   l’équipage  Rado et son fils  Sitraka RAKOTOMALALA est de retour.  Il sera au départ du Rallye Elf Michelin qui se tiendra les 19, 20, et 21 mai 2017, à bord de leur fidèle monture, la Clio Renault Sport. Pour la saison, le jeune pilote de 23 ans, Sitraka RAKOTOMALALA  a expliqué(…)

suite...

LOHOLONA BERTHIN: Ny fifanomezan-tanana no fanefitry ny fampandrosoana ny baolina kitra Malagasy.

LOHOLONA BERTHIN: Ny fifanomezan-tanana no fanefitry ny fampandrosoana ny baolina kitra Malagasy.

Anisany nilomano tamin’ny sehatry ny baolina kitra ny Loholona Berthin RANDRIAMIHAINGO. Nambarany fa efa dingana maro no efa vitan’ny federasiona tamin’ny fanatsarana ny taranja baolina kitra Malagasy na dia nisedra fanakianana maro aza. Tsapany fa nisy ny lesoka kanefa ny fanarenana azy ihany no fomba hampandrosoana ity taranja ity.

suite...

FEDERATION FOOTBAL MALAGASY: « Il n’en est pas question de procéder à  une élection anticipée ».

FEDERATION FOOTBAL MALAGASY: « Il n’en est pas question de procéder à une élection anticipée ».

La fédération du Football Malagasy a martelé que le poste vacant du Président de la Fédération est remplacé par le  premier Vice-Président, Doda ANDRIAMIASASOA, selon le statut. Ainsi, il n’en est pas question  de procéder à  une élection anticipée. D’après l’Assemblée Générale Ordinaire (AGO) qui s’est tenue hier au centre technique national  à Carion, une session(…)

suite...

HAZAKAZAKA POSIPOSY: Fifaninana natokana ho an’ireo mpitari-posy taritin-tanana.

HAZAKAZAKA POSIPOSY: Fifaninana natokana ho an’ireo mpitari-posy taritin-tanana.

Misokatra ho an’ireo mpitari-posy entin-tanana ny fisoratana anarana ho an’ny fifaninanana  “hazakazaka posiposy mampiray tour 2017”. Ireo miasa sy mivelona amin’ity sehatry iray ity ao Ambatolampy, Antsirabe ary Ambositra no tena voakasiky ny lalao ka nanomboka androany 20 ka hatramin’ny 30 martsa ny fisoratana anarana ho an’Ambatolampy, ny 03 aprily ka hatramin’ny 27 aprily kosa(…)

suite...

TANORA-RUGBY: Hanokatra ivom-pampianarana  teny ho an’ny mpilalao.

TANORA-RUGBY: Hanokatra ivom-pampianarana teny ho an’ny mpilalao.

Hatramin’ny BEPC ihany matetika no farany diplaoma hananan’ireo tanora mpilalao ny taranja baolina lavalava. “Ny tsy fahampian’ny enti-manana no antony lehibe mahatonga izany”, hoy i Jean Heriniaina  RAKOTONDRAFARA, ny Filohan’ny Fikambanan’ny tanora mpanao rugby. Ho fampivoarana ireo  fileovana mpikambana , anisany miara-miasa amin’ny fikambanana ASTAFIM, ny Antenimierandoholona ary ny Tale Jeneralin’ny sampandraharahan’ny  fananantany ny  fikambanana(…)

suite...

error: Content is protected !!