FANONDRANANA “LITCHIS”: Mandeha ny famenoana ny sambo faharoa

Efa firenena maromaro no mitady ny “litchis” avy eto Madagasikara ankoatra an’i Eraopa. Ho an’ny faritra Analanjirofo, tsara ny vokatra na dia tara aza vao namelana ny “litchis” tamin’ity taom-piotazana 2018 ity, araka ny fanambaran’ny lehiben’ny faritra, Jacques Ramaroson.

suite...