FIFIDIANANA MANARAKA: Manana fotoana ireo tsy ao anaty lisitra

Ny 15 mey 2019 ny fikatonan’ny  fanavaozana ny lisi-pifidianana. Efa nanomboka ny  1 desambra 2018 teo ny fisokafan’ny fanavaozana ny lisi-pifidianana ka mba tsy hisian’ny fifanomezan-tsiny indray hoe : tsy voasoratra ao anaty lisitra dia mila manatona biraom-pokontany ireo feno 18 taona  no miakatra manome ny mombamomba azy.

suite...