TAOM-PANDROTSAHANA ZANA-TRONDRO: Zava-dehibe ny fanajana ny tetiandro

Niaraka nandrotsaka ireo zana-trondro tao amin’ny farihy an’i Mamamba tamin’ny fikambanan’ny mpanarato Ezaka Firaisankina Mijoro ao Marovatana sy Loharanontsoa ao Ambohibao Antehiroka ny ministeran’ny harena anaty rano.

suite...