PASITERA HERITIANA RANDRIARIMALALA: Ho tafarina ny firenena manomboka eto

“Tsy ny fivavahana no mahatonga ny firenena mitotongana fa ny fahotan’olombelona”, hoy i pasitera Heritiana Randriarimalala, filoha mpanorina ny fiangonana Vahao ny oloko. Mampatsiahy ny rehetra izy fa ny zava-mahadomelina, ny fijangajangana, ny kolikoly… no mampitotongana ny firenena. Video

suite...